décembre 2, 2009 • 12:06 0
Desobeissance totale des marchands ambulants
novembre 19, 2009 • 8:32 2
BOMBS 2009
Miarahaba antsika rehetra,
Elaela indray zay no tsy nirsahana teto fa angamba salama tsara daholo ny rehetra. Tsy anao lava resaka aho fa araka ny hitanareo eny amin’ny “blog”ny ankizy sasany eny dia misy ilay fifaninana BOMBS na best of malagasy blos http://www.bestofmalagasyblogs.com izay fifaninana natao indrindra mba andrisiana ny rehetra i “vulgariser” ny nTIC eto Madagasikara fa indrindra ihany mba anehoana hevitra ary izany dia atao tafiditra na dia kely aza ao anaty ny “eductaion citoyenne”
Ny fikambanan foko-madagascar moa dia tsy nitsahatra ny mizara sy mba manome zava baovao raha ny momba ny lafiny serasera “virtuel” no resahina any ka mba ho fanomezana voninahitra ireo izay nisoratra anarana amin’ity fifaninana ity dia mba tia amporisika antsika rehetra ny tenako amin’ny fasahina hifidy izay mendrika hitondra ny anarana ny BOMBS.
Hisy moa toerana izay mbola eo am pandinihina azy ny ekipa sy ireo mpitsara maneran tany izay safidiaana eto Dago amin ny fiandrasana ny valim pifidianana avy aminareo. Mbola ho tenenina eto foana moa ny fandehanay fa dia misaotra dia ny mialoha ary mankasitraka tanterakany ekipa rehetra ato amin’ny http://foko-madagascar.org
Veloma vetivety,
PS: Raha tianao ny hifidy dia ao amin’ny http://www.bestofmalagasyblogs.com misy toromarika tsotsotra.
Classé dans :Education, Foko Citizen Media, Malagasy, Société
novembre 18, 2009 • 8:52 0
CRISIS IN CONGO
Ity tantara ity dia mampalaholo tokoa ary izay no nahatonga ahy hanoratra sy hanaitra ny olona amin’ny momba ity tantara any# Congo ity izay hitako fa tena mampahonena tokoa satria raha hadika amin’ny teny fohy dia oe maninona moa isika @afrikanina no tsy mba mety mandroso sy miova mihintsy.
Raha nahazo ity fanairana ity ny tenako dia noho ny tena mpikambana ao amin’ny #oxfaa any ka rariny sy hitsiny raha mihoatra kely ny tantara misy eto Dago ny zavatra hisintonako ny sainareo.
Tsy anao lava resaka aho fa aleo ny #link sy ny sary no hiteny.
STOP #GENOCIDE AND DICTATORSHIP IN #CONGO
novembre 4, 2009 • 3:25 0
Friend of mine
octobre 25, 2009 • 2:48 8
EVENTIS sy ny AFONDASY (Malagasy HIP HOP)
Kofa ny Dahopp ra tax
Ra big kofa ny Karnaz
Iza ary o?
Ireo mpanao gazety natsoiny EVENTIS
Io @ devant but be io ra Boule (Nirina) tompony EVENTIS nandritra ny valandresaka mikasika ny AFONDASY farany teo. Ny kozy eto dia oe tsy fahadisoany lerony sy ny mpanankato ny drafitra nisy ta@ iny fa anjaran’ilay bandy tena tompony sera tamin io andro io. Oka!
Classé dans :Société
octobre 19, 2009 • 9:14 3
I love New York
octobre 18, 2009 • 3:49 0
Pour une croissance verte protegeons laa nature (version francaise de blog action day)
Depuis la conference organisee par les Nations Unies sur les changements climatiques, l’etat malagasy est cense sensibiliser la population sur le danger que porte les feux de brousses, la secheresse dans le sud et les differents cyclones car cela a a un impact sur la couche d’ozone et la vie de tous les jours de la nature et de l’homme
Nombreux sont les hommes d’etat et les journalistes MALAGASY qui etaient dans le meme avion que ma personne pour assister a la conference proprement dite mais la question qui se pose est la suivante: ETAIT-IL NECESSAIRE DE GASPILLER AUTANT D’ARGENT POUR UN DEPLACEMENT SANS RESULTAT?
POUR UNE CROISSANCE VERTE, PROTEGEONS LA PLANETE telle est le slogan lance par les Nation Unies durant cette rencontre de New York.
Parmis les pays qui m’ont le plus marques les Etats Unis etaient retresentes par son president Mr Barack Obama qui depuis 8 mois ont pris beaucoup de resolutions concernant la diminution du CO2. Menant un propagande sur la vie quotidienne des americains afin que les autres nations puissent suivre cette exemple.
Les Iles Maldives et son president Mr Mohamed Nasheed qui a tenu un conseil de ministres sous la mer voulaient attirer l’attention du monde que la seule et unique sortie de crise a cette situation catastrophique est le positionnement des pays nantis afin que le reste du monde en prenne conscience et que tout le monde applique les resolutions de new york pour que Copenhague reussisse.
La Chine et son president Mr Hu Jintao a pour sa part porter l’attention sur son plan de developpement econimique et social, reduction de son emission d’ici a 2020 par rapport a 2005, augmentation de sa couverture forestiere de 40 millions d’hectares soit 1,3 Milliards DE m3 et enfin pour une politique economique, ecologique et circulaire.
Le Japon avec son premier ministre Mr Yukio Hatoyama a insiste pour une reaction generale de tous les participants et plus d’attention des pays industrialises pour les Pays en voie de developpement afin que ces derniers puissent obtenir une ressource financiere qui d’apres lui est le point strategique de depart des negociations futures.
l’Afrique a ete representer par le president du Rwanda Mr Paul Kagame la seule et unique facon d’aider ce continent est l’octroi d’aides et assistances car d’apres ce dernier le continent possede encore des richessses naturelles exploitables pour la reduction du gaz qui est un probleme unversel.
Mr Sarkozy a parle pour la France etait le seul qui eu l’acclamation du public car pour lui les Pays Developpes doivent donner l’exemple et doivent reduire leur gaz a 80% d’ici 2050 ce qui est totalement faisable et realisable. Enfin pour ce dernier, cette generation est la derniere qui puisse faire face a ce probleme sinon ce sera trop tard.
En conclusion de tout ce qui a ete ennonce dessus, que l’on soit pauvre ou riche, industrialise ou non, l’action devrait etre la meme: proteger la nature et essayer d’y remettre de l’ ordre. LA BALLE EST MAINTENANT DANS LE CAMP DE CHAQUE ETRE HUMAIN QUI DEVRAIT ETRE CONSCIENT QUE CE CHANGEMENT CLIMATIQUE EST UN PROBLEME MAJEUR AUQUEL NOUS DEVRONS FAIRE FACE.
Classé dans :ClimateChange, Français, Société
octobre 16, 2009 • 10:13 0
Day 1 before my departure with Oxfam s team in Pittsburgh
• 9:08 4
Blog action day (Malagasy version)
Raha aminn’izao fotoana izao, na firenena mahantra na andalam-pandrosoana na mandroso, dia samy vaky loha avokoa fa betsaka tokoa ny tsy nety raha ny mikasika ireo setrasetra izay nataontsika tamin’ny natiora, ary izany dia lasa niteraka fitadiavana vahaolana amin’ny fanenana ny rivotra toxika izay nampiova sy nampikorontana ny fizotran’ ny toetr’andro eran’izao tontolo izao.
Izany rehetra izany anefa dia tsy ho vita mora raha tsy ny rehetra no miara-mandray andraikitra, mifanentana, mifampitaiza ary mifanoro amin’ny lalana tokony hizorana amin’ny fitandrovana sy ny fitadiavana vahaolana amin’ny fiarovana sy ny fikajiana izany zavaboary izany.
Raha nahazo fanasana hamonjy ny fivoriana lehibe tany New York, notanterahin’ny firenena mikambana na ny ONU momba ny fiovaovan’ny toetr’andro ny tenako, avy amin’ireo namana tao amin’ny OXFAM sy ny TCK TCK TCK amin’ny maha mpitoraka bilaogy sy amin’ny maha mpitandro sy mpiaro ny tontolo iainana mavitrika (activiste) ny tena, dia ireto misy tarehimarika sy ala olana tsotsotra tiako ho zaraina aminareo eto, izay finiavana avy amin’ireo firenena samihafa, nentina nozaraina sy nampahafantarina an’izao tontolo izao, amin’ny fahavononan’izy ireo ny hiady ny fanenana ny rivotra toxika izay manimba ny “couche d’ozone”, ka lasa miteraka fahavoazana sy fiovaovana tanteraka raha eo amin’ny lafiny ara-toetr’andro.
Maro dia maro tokoa ireo finiavana sy faniriana, koa araka izany dia ho zaraiko aminareo eto izany faniriana goavana avy amin’ireo firenena rehetra nandray anjara tamin’ny fivoriana tany New York izany.
- Ny hafatra avy amin’ny filoha amerikana Obama dia tsotra, ka dia nolazainy fa ireo mpialokaloka ara-tontolo iainana dia miha-betsaka tokoa satria efa tsy azo hipetrahana intsony any amin’izy ireo noho ny fahasimban’ny tananany, ohatra : lasan’ ny ranomasina ny toeram-ponenan’izy ireo ary MILA OVAINA HAINGANA DIA HAINGANA TOKOA IZY IO.
- Ny hany teny tena navesan-danja avy amin’ny filoha Maldiviana dia ilay hafatra nomeny sy nampitainy amin’ireo firenena lehibe sy mandroso indrindra hoe: “IANAREO IREO NO LAKILE AMIN’IZAO OLANA IZAO, ARY MINO AHO FA REHEFA IANAREO NO MANDRAY ANDRAIKITRA DIA MORA AMIN’IREO FIRENENA HAFA NY HANARAKA IZANY.”
“Raha ny momba ny Etats Unis manokana” hoy izy, “hatramin’ny nitondrako teto dia efa ho 8 volana izy ireo no niady tamin’ity resaka fiovaovan’ny tontolo iainana ity, ary tsy mora izany fa dia mila ny fandrasian’andraikitry ny rehetra amin’io asa io.”
- AFRIQUE: Raha ny momba ity kontinanta ity ihany koa dia tsotra ny teny nifampizarana tao, dia ny hoe : OMEO FAMATSIANA ARA-BOLA I AFRIKA ARY FANAMPIANA ARA-TEKNIKA, satria mbola betsaka dia betsaka tokoa ny harena ara-javaboary ananany ka tokony harovana fatratra izany. Ary izany teny izany dia avy amin’ny filoha frantsay Sarkozy, ary ny “volonte” sy ny “confiance” no tsy ampy ao aminy, hoy ihany izy.
4. Ho an’i la Frantsa kosa izay hany tokana firenena tena nahazo tehaka nirefodrefotra tokoa, dia tsotra ny teny nataon’ny filoha Sarkozy tao dia ny hoe: ZAVA-MISY IO OLANA ARA-TOETR’ANDRO IO, ARY ISIKA NO TARANAKA FARANY (derniere generation) AFAKA MANDRAY ANDRAIKITRA AMIN’NY FITADIAVANA VAHAOLANA AMIN’IZY IO.
Raha ny momba any la Frantsa manokana hoy izy, dia hatramin’ny taona 2050 dia ahenanay 50% ny famoronana “gaz a effet de serre”.
Ary ny hafatra ho anareo firenena andalam-pandrosoana, hoy ihany izy, dia tsy maintsy 80% izany, ary aza matahotra fa ahazo ny anjaranareo koa ianareo. (Izy irery aloha hatramin’izao ny filoham-pirenena tena mba nitondra ny feon’i Afrika sy ireo firenena andalam-pandrosoana).
5. Ho an’i CHINE sy JAPON indray, dia ny fanomezana tarehimarika no tena isan’ny zavatra naha-talanjona ny rehetra nandritra ity fivoriana ity, satria raha raisina ny fanapahan-kevitra avy amin’ireo filoha mitondra olona betsaka indrindra eran-tany (oh : CHINE) dia :
l Fametrahana rafitra maty paika eo amin’ny lafiny ekonomika sy sosialy
l Tamin’ny taona 2005 ny fanenana no efa hita soritra, ka hotohizana hatramin’ny 2020 izany.
l Ny fambolena hazo dia hasehon-dry zareo fa tsy olana ny mametraka politika maty paika aminizany, koa ny tanjona dia ny fametrahana 40 millions d’Hectares, izany hoe 1.3 Milliards m3
l Ary ny farany dia ny fametrahana ny atao hoe “Politique ecologique circulaire”.
Ny teny azo hamintinana ity olana voajanahary ity dia ny tokony handraisana andraikitra haingana dia haingana, satria dia loza efa mipetraka izy io. Tsy tokony hangataka andro intsony isika izay mahatsapa fa manana anjara biriky amin’izany ady izany, ary tsy tokony ho menatra ny hitaiza raha toa ka ilaina izany, satria tena tsy ampy ary tena mahonena tanteraka ny zava-misy amin’izao fotoana izao amin’ny fanaovana tsinontsinona sy fanambaniana ny zavaboary.
Raha ny momba an’i Madagasikara no asian-teny, dia efa betsaka ireo fikambanana miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana no nilaza sy namoaka ny heviny mikasika ireo karazana loza maro samihafa mitranga eto amintsika, fa dia ny tsy firarahiana sy ny fiadiana seza ara-politika ary ny fanangonan-karena no tena olan’izy ireo.
Raha tanisaiko kely eto izany tsy firarahina sy fanimbana ny zavaboary sy ny voka-dratsy aterak’izany dia:
l Betsaka ireo ala no simba noho ny fanapahana sy ny famadihana izany ho lasa ”Charbon de bois”
l Rehefa tapaka ireo hazo ireo dia maro ihany koa ireo biby izay tsy fahita raha tsy eto Dago tahaka ny “Lemurien” sns no maty.
l Raha tsy hitanisa fotsiny ireo karazam-biby tsy fahita raha tsy eto Madagasikara aho dia eo ihany koa ireo kazarana zava-maniry samihafa izay mbola tsy fahita raha tsy eto Madagasikara no potika amin’ny tsy misy antony.
l Ny doro tanety moa izay isan’ny olana lehibe indrindra eto Madagasikara sy eto Afrika mihintsy araka ny fahitako azy, dia mbola tsy afaka misaraka amin’ny fomban’ireo manao izany.
l Ireo kazarana biby an-dranomasina ihany koa dia manomboka manana olana satria maro dia maro tokoa ireo mpihaza azy io na malagasy na vahiny no tonga ary tsy manaja ny lalana misy tokony arahina mifehy ny jono an-dranomasina.
l Ireo loto amin’ny tsy fanajana ny tanana, ireo fiara mamoaka setroka maloto tsy tokony handeha intsony nefa mbola mandeha, sy ny tsy fahampian’ny lalandrano izay tokony handehanan’ny maloto samihafa misy eto an-drenovohitra, dia mbola olana mipetraka ihany koa, sy ireo maro samihafa tsy voatanisa…
Ny hany teny tokana sy vahaolana miraikitra sy maharitra raha ny fahitako azy, dia tokony hatomboka amin’ny fanabeazana (education civique) aloha, satria na hisy aza ny volabe hatontona dia tsy hiditra amin’ny sain’ireo olona mihintsy raha tsy fantany aloha ny voka- dratsy haterak’izany fiovaovan’ny tontolo iainana izany, ary izany dia tokony hampiarahina amin’ny fandraisana andraikitra haingana, fa tsy lany andro amin’ny resabe tsy misy tanjona (parle peu,passe a l’acte) fa andao hiaraka hitaiza sy hiaro ny zavaboary mipetraka isika, dia mino aho fa raha ny rehetra no manana fisainana ny hitandro izany dia ho mora foana ny hampihena io CO2 misy io.
Classé dans :Education, Green Foko, Malagasy, Société
octobre 15, 2009 • 8:05 4
MADAJAZZCAR
“English version”
Black musics has always attracted my own mind. Currently, one of the biggest cultural events in Madagscar is the “Madajazzcar”, honoured by local and foreign artists, came from all around the world. From october 7th to october 21th, 2009, its 20th year has been celebrated.
Many critics from many people are always on time when I listen this kind of music. Anyway, in my opinion, “feeling can be different for all of us”.
Now, I would want to share you pictures and videos of some of the artists who has participated to this event.
“Amin’ny teny malagasy”
Raha ny fitiavakao ny mozika mainty dia efa ela dia ela tokoa ary izany dia mifandraika tanteraka mina’ny hetsika izay karakarainy olona manana fitiavana manikana amin’ny mozika jazz satria ny fankalazana ny faha 20 taona ny “Madajazzcar” dia amin’ity taona ity.
Tsy anao lava resaka aho fa raha ireo karazana fiantsiana maro no nampidiriko tanaty ny lohako dia efa maro tokoa ry eto aho dia tia hanipy kely teny ho an’ireo olona mihevitra f ny mozika Jazz dia mampatory na oe ho an’ireo olona miseo manambony teny dia tiako ny manitsy izany satria “ny fitiavana loko iray dia afaka hiadiana hevitra mihintsy”
Araka izany, ireto misy sary vitsivitsy mba ahitanareo ny revy afaka atolotra ny amin’ny fiahinoana ny mozika jazz koa araka izany tompoko lahy sy tompoko vay mazotoa aza mankasitraka e.
octobre 9, 2009 • 9:04 6
Ny mpiambina ny tananako dia tratrako niaraka nanao zavatra mamoa fady niaraka tamin ny zanany 15 taona
Raha amin’izao fotoana izao ny tenako dia voatery mipetraka any an toeran kafa noho ny antony ara-fahandriapahalemana dia gaga sy talanjona ary tena sosotra sy nalahaelo aho raha nahita ity zavatra iray tena izay mbola tsy fahita sy faheno matetika raha tsy amin’ireny haino aman-jery ireny.
Ny antoandro ny 8 oktobra raha iny nandeha nitsidika tahaka ny mahazatra ny fonenana izay sainga namohizako ny aiko iny moa ny tenako sy ny namako ka nitsatoka ela be teo ivelany vavahady dia somary sendaotra ihany satria rehefa nampaneno ny lakolosy nandritra ny 30 minitra teo eo dia voatery nihanika ny vavahady satria dia noheverinay fa dia tsy nisy olona ny tanana.
Akory ny hagagako raha ohatra koa nahita ity mpiambina ny tanana no sady mpanao ny zaridaina miaraka matory amin’ny zanany vavy vao 12 taona fa tsy vita ny natory fotsiny izany fa dia tratrako niboridana vao avy nanao firaisana ara-nofo.
Sady romotra no natahotra ny tenako ary tonga dia nivoaka ny trano natokana ho azy ireo ary niteny ilay namako aho oe mba jereo anie ny zavatra misy ao fa tena mamoa fady tanteraka e.
Tsy nisy nahahetsika izahay roa ary samy naka toerana nipetraka ary nandinika.Ny tena nampiomehy dia tsy tsapany dada Naivo akory oe izahay anie dia nivezivezy mijery azy mianaka resiny torimaso tanteraka ary izany rehetra izany dia tanaty fifampitazomana mafy dia mafy tokoa ary samy niboridana tsy nisy niankanjo fa dia nitanjaka be avokoa.
Raha ny fomba nanairako azy mianaka ireto moa dia tsotra satria dia novelesiko tamin’ny angady mafy be ny varavarakely nisy azy ireo ary tamin’izay fotoana izay dia nitsamboatra sy taitra ary dia gaga raha nahita anay roa efa eo an-tokontany ra Dada Naivo.
Tsy hanao be resaka aho fa kosa oe ny zavatra tahaka izao dia zavatra tena maloto fa indrindra indrindra mampalahelo.Aza mba sendrany ihany hoy ny olona fa tena henjana be ny miheritreritra ny fandehan-javatra tahaka izao.
NB : Raha tsiahivina dia 47 taona i Dada Naivo ary ilay zanany vavy dia vao 15 taona monja
octobre 6, 2009 • 3:07 2
Recapitulatif voyage ONUSIEN
Des le jour ou j’ai su que j’allais representer #Madagascar a #New Yok pour la conference sur le changement climatique de l’ONU et pour le sommet du G20 a #Pittsburgh ,emotion,excitation mais surtout fierte furent mes reactions quand on m’avait annonce que #oxfam voulait un blogger malgache activiste pour un partage de donnee en temps reel pour ces representations.
je vais vous raconter les differentes peripeties auxquelles j’ai du faire face avant le jour de mon depart: mais Tout d’abord je tiens a remercier toutes les personnes qui se sont donnees corps et ames pour la realisation de ce voyage mais aussi a mes collegues de la blogosphere et du virtuel malgache en general.
21 Septembre 2009: Je quitte Madagscar a1h du matin a destination de New York avec une escale de 3H a Paris ou je me suis retrouve au meme endroit dans la hall du Terminal avec la bloggeuse #Foko @Fara de l’association #ICE qui travaille en #Irak, discussions et prises de photos ont ete
vite fait.
7h de vol de #Paris a #New York mais le plus dur etait l’adaptation au decalage horaire.
Arrive a l’aeroport #JFK, @Lova avec son sourire, malgres une attente de 2h ou 3h son livre a la main et son sac a dos etait venu me chercher pour me ramener a l’hotel ou je devais loger #37 lexington avenue,Affinia Shelburne Hotel.
apres ma premiere nuit a new york Stephanie est venue pour me mettre au courant du programme il s’en suivit un briefing avec toute l’equipe au siege de l’ONU et une presentation entre collegue eut lieu.
Apres quelques minutes d’echanges de points de vue concernant le #changementclimatique, le groupe compose de tous les bloggers membre de #oxfam partent a pied a travers la ville pour repoindre la conference en elle meme quand durant le trajet je commencais a me rendre compte de toute cette opportunite qui m’est offerte d’etre a #New York je me suis permis de prendre des photos comme quoi il ne fallait oublier que j’y etais que pour 5 jours.
Policier en tenue,Hommes en civil type matrix a chaque coin de rue mais le plus extraordinaire etait cette surveillance maximale cote securite de la ville de #New York durant le sommet.
Pour en terminer ave mon histiore ONUSIENNE LE SEUL ET UNIQUE SOUCI DU MONDE EST MAINTENANT LE RESPECT DE LA NATURE.
TOUS LES PAYS QU’ILS SOIENT RICHES OU PAUVRES SE SONT MIS D’ACCOPRD SUR LES PRINCIPES DE LA DIMINUTION DE L’EMISSION DU GAZ A EFFET DE SERRE.
L’effet que ca produit si on prend l’exemple de Madagascar se trouve au niveau de la secheresse,de la montee des eaux, des differents cyclones…
Classé dans :ClimateChange, Français, Société
septembre 27, 2009 • 10:05 4
[g20voice] will the G20 summit produce outcomes for developing countries? – Est-ce que le G20 va produire quelque chose pour les pays en voie de développement?

This is the #oxfam team which took part at the manifestations since the developed countries presidents seem present at G20 seem to worry about nothing else but themselves. I was very disappointed by this situation.

There were also African to represent the fight they were rightly supporting. And the message from all over Africa is the fight against Dictatorship. And finally this a video from #tcktcktck activist who share his ideas and disappointment on how G20 summit doesn’t care about poverty in Africa.
Même la super équipe d’Oxfam a pris part aux manifestations pour exprimer sa déception de voir les pays développés présents au G20 ignorer les causes des pays pauvres.
Cette situation est scandaleuse.

Les africains présents dans les rues sont venus dénoncer la Dictature qui touchent presque tous les pays du continent. Et finalement je vous apporte cette vidéo de l’activiste du #tcktcktck qui nous partage sont point de vue sur les résultats du G20 pour les pays en vois de développement.

septembre 25, 2009 • 9:09 0
[g20voice] Ny fitiavana-tena ny #G20
Ireo ekipa solida ny #oxfama niaraka nanao rodo be ary niaraka naneho hevitra fa ny #G20 dia mpanao ankilabao ny hafa raha azo adika tsotra izao

Mampalahelo tokoa ny zavatra tahaka izao.

Ireo Afrikanina ihany koa dia manana ny heviny manoloana ny fiainana misy azy ireo (eto dia ny resaka dicteture no tena tiany zareo naseho,Hafatra ho any Afrika manontolo ity)
Izao ve no mba sariny Afrika aty amin ny be Kintana
• 12:04 0
[G20 voice] G20 is serious matter so is democracy in America- Le G20 est du sérieux comme l’est la démocracie aux States

When I arrive from the Pittsburgh Airport I reached directly to the G20 press center and there was plenty of conferences already happenning. What I want to say so far is that G20 is a serious matter and only serious countries can be serious enough to stay committed to their decisions at the summit. I took videos and pictures of the events today to illiustrate my says but there is one question I asked that I really wanted a settle answer for it was:
Can we from the developing world can trust the G20? I can’t say by now she says, it depends on what is going to be decided afer the meetings.
We have to wait a little longer to know what is going to be done for developing world because G20 is in priority a reunion between emerging and developed countries who are powerful and have wealth. I have concluded in New York that it was about time to take action instead of making promises because we, in the developinhg countries always have great hopes.
I will end this post by saying that here in the States from what I saw on the streets today an how people were allowed to express their opinion is that Democracy is taken very seriously.


Quand je suis arrivé à l’aéroport de Pittsburgh je suis allé tout de suite au centre de presse du G20 pour les conférences qui y ont eu lieu aujourd’hui. Ce que j’ai réalisé c’est que le G20 est quelque chose de sérieux qui est seulement pour les pays assez sérieux pour rester engagés dans les décisions prises lors du sommet. Je vais illustrer cette journée par des vidéos et des photos que j’ai pris aujourd’hui. mais une seule question me trottait dans la tête et je n’hésitais pas à la poser :
Est-ce que les pays en voie de développement ont quelque chose à espérer dans le G20? La répondant prudemment me dit qu’elle ne peut rien avancer pour l’instant et pense qu’il va falloir attendre la fin du sommet pour le savoir.
Vous devirez donc encore patienter quelques jours avant de savoir ce qu’il en sera de l’aide au pays en voie de développement parce que vraisemblablement le G20 est encore un sommet entre puissants pays riches qui discuterons de leurs priorités avant tout. Je vais rappeler ici ma conclusion pour le sommet sur le réchauffement de New York que les dirigeants nous ont laissés sur des promesses et que nous voudrions plutôt que les choses se passent à l’action mais continuons d’espérer.
Je concluerai cet article en vous partageons ma découverte de ce pays de la Démocratie qu’est les États-Unis où la liberté d’opinion s’affiche dans les rues ouvertement sans troubles que ici la Démocratie est prise très au sérieux.









Guy, repared my laptop in Pittsburgh during the summit of G20
What are they dicussing?
Tod and whatleydude
New York by night
New York by night with Priscila Bertel
Times Square
Times Square
I really like this place
Glup, glup











Commentaires récents